Tiako Ianao

2 views

Lyrics

Raha toa ka lasa ny fisainanao Ireo teny mamiko indray iainanao Tsy hoe vaovao, fa fantatrao '
 Reo teny tsotra hoe: "tena tiako ianao" Raha misy any ho any Afa-milaza zany '
 Zaho akory tsy manahy Tsy mitovy (ny) fitavany sy ny ahy Ny endrikao, ny fihetsikao Ny angolanao, ny tenanao rehetra Ny mombamomba anao, etsetra etsetra...
 Efa voateny, efa voatety ny fitiavako Ka matokia, tsy anio ihany fa ho doria.
 Anhh...
 Raha sendra kivy ianao Inty, eto aho Olon-tia anao, sady namanao '
 Reo toky izay omeko, efa ekeko Toky tsotr(a)'izao: "tena tiako ianao" Raha mafy sy mahery ireny sedra ireny Ho levona avokoa Fa isika roa hifankatoa Iombona tokoa Ny endrikao, ny fihetsikao Ny angolanao, ny tenanao rehetra Ny mombamomba anao, etsetra etsetra...
 Efa voateny, efa voatety ny fitiavako Ka matokia, tsy anio ihany fa ho doria.
 Ny endrikao ...
 tsy anio ihany fa ho doria (x N)

Audio Features

Song Details

Duration
06:07
Tempo
154 BPM

Share

More Songs by D'Gary

Albums by D'Gary

Similar Songs